Ny Torolalana momba ny fampandehanan-draharaha ao amin’ny ivon-toeran’ny FamilySearch dia boky torolalana fototra ho fampandehanana ny ivon-toeran’ny FamilySearch.
Ampiasao ity lahatsoratra ity mba hahitana lahatsoratra mifandray amin’ny torolalana fampiasana ao amin’ny Ivon-toerana misahana ny fanampiana.
Afaka misintona na manao printytahadika amin’ny endrika PDF an’ily torolalana ihany koa ianao amin’ny alalan’ny fanindriana eto.
Lahatsoratra momba ny Torolalana momba ny fampandehanan-draharaha ao amin’ny ivon-toeran’ny FamilySearch ao amin’ny ivon-toerana misahana ny fanampiana
Lohahevitra fototra ao amin’ilay Torolalana momba ny fampandehanan-draharaha: | Zana-dohahevitra ao amin’ny Torolalana momba ny fampandehanan-draharaha: | Lahatsoratra fahalalana an’ny ivon-toerana misahana ny fanampiana mifandray amin’izanyt: |
Tanjon’ny ivon-toeran’ny FamilySearch | Inona no tanjon’ny ivon-toeran’ny FamilySearch? | |
Manompo ao amin’ny ivon-toerana | Ahoana no hamoronako traikefa fikarohana ho an’ireo mpitsidika ny ivon-toeran’ny FamilySearch? | |
Fizarana ny filazantsara ao amin’ny ivon-toeran’ny FamilySearch | Miara-miasa amin’ireo misiônera ao amin’ny ivon-toeran’ny FamilySearch | |
Ireo anjara asa ao amin’ny ivon-toeran’ny FamilySearch | Fandaharam-potoana sy mpiasa ao amin’ny ivon-toeran’ny FamilySearch | |
Andraikitry ny tompon’andraikitra manokana momba ny teknôlôjia ao amin’ny tsatòka ho an’ny ivon-toeran’ny FamilySearch | ||
Fitarihan’ny fisoronana ho an’ireo ivon-toeran’ny FamilySearch | ||
Asan’ny fikarakarana ny trano sy ny fampitaovana ho an’ireo ivon-toeran’ny FamilySearch | ||
Fitantanana ny ivon-toerana | Ireo fenitra amin’ny fomba fitafy | Ireo fenitra amin’ny fomba fitafy ho an’ireo mpiasa ao amin’ny ivon-toeran’ny FamilySearch |
Fampiasana sary famantarana | Fampiasana ireo sary famantarana an’ny Fiangonana sy ny an’ny FamilySearch | |
Fangatahana hananganana, na hamindrana toerana, na hanakatonana ivon-toeran’ny FamilySearch | Ahoana no atao raha hangataka fananganana, na famindrana, na fanakatonana ivon-toeran’ny FamilySearch? | |
Inona no dingana arahina rehefa hanakatona na hamindra toerana ivon-toeran’ny FamilySearch? | ||
Fisorohana ny loza sy fiarovana | Fisorohana ny loza sy fiarovana ny ivon-toeran’ny FamilySearch | |
Fampiasana ny vondrom-piarahamonina | Fizarana ny toerana amin’ny ivon-toeran’ny FamilySearch | |
Fitaovana fikarohana | Fitaovana fikarohana ao amin’ny ivon-toeran’ny FamilySearch | |
Fitaovana nomena | Fanekena fanomezana ho ao amin’ny ivon-toeran’ny FamilySearch | |
Ahoana no fomba hanomezako fanomezana ny Tranombokin’ny FamilySearch? | ||
Fividianana solosaina fanampiny amin’ny vola nomena ho an’ny ivon-toeran’ny FamilySearch | ||
Tahadika nataon’ny mpitsidika | Tahadika, na microfilm, na microfiche, na boky ao amin’ny ivon-toeran’ny FamilySearch | |
Ahoana no ahafantarako hoe misy zon’ny mpamorona ny zavatra iray? | ||
Fampandoavam-bola ireo mpampiasa ao amin’ny ivon-toeran’ny FamilySearch any Amerika Avaratra | ||
Afaka maka sarin’ireo firaketana hitako ao amin’ny ivon-toeran’ny FamilySearch ve aho? | ||
Saran’ny fandikana | Fampandoavam-bola ireo mpampiasa ao amin’ny ivon-toeran’ny FamilySearch any Amerika Avaratra | |
Ora fiasana | Ora fiasan’ireo ivon-toeran’ny FamilySearch | |
Fikatonana tsy maharitra an’ny ivon-toeran’ny FamilySearch iray | ||
Fanavaozana ny fampahalalana momba ny ivon-toeran’ny FamilySearch ao amin’ny CDOL | ||
Ahoana no hanavaozako ny pejy wiki an’ny FamilySearch? | ||
Mpiasa sy fiofanana | Mpiasa sy fampiofanana ao amin’ny ivon-toeran’ny FamilySearch | |
Ireo anjara asa ao amin’ny ivon-toeran’ny FamilySearch | ||
Olan’ny mpiasa na ny mpampiasa ao amin’ny ivon-toeran’ny FamilySearch | ||
Fiseho sy rivo-piainana ao amin’ny ivon-toerana | Tontolo iainana | Mamorona tontolo iainana tsara ao amin’ny ivon-toeran’ny FamilySearch |
Fanaka sy fitaovana | Fahazoana fanaka ho an’ny ivon-toeran’ny FamilySearch | |
Fikojakojana ireo fanaka sy fitaovana ho an’ny efitra | Fikolokoloana ivon-toeran’ny FamilySearch | |
Takelaby fampahafantarana | Famantarana ireo ivon-toeran’ny FamilySearch | |
Fifanakalozana | Fomba ahafahana mifandray | Fihazonana ho marina ny fampahalalana momba ny mpanorohevitra mikasika ny tempoly sy ny tantaram-pianakaviana ao amin’ny tsatòka—Ivon-toeran’ny FamilySearch ho marina |
Fanavaozana ny fampahalalana momba ny ivon-toeran’ny FamilySearch ao amin’ny CDOL | ||
FamilyHistoryMail | Topimaso ny FamilyHistoryMail ho an’ireo ivon-toeran’ny FamilySearch | |
Fanaovana printy hafatra avy amin’ny FamilyHistoryMail | ||
Fanovana ny tenimiafin’ny FamilyHistoryMail | ||
Mihidy ny kaonty FamilyHistoryMail | ||
Fitadiavana adiresy email FamilyHistoryMail an’ny ivon-toeran’ny FamilySearch | ||
Fidirana sy fampiasana ny kaonty FamilyHistoryMail ao amin’ireo ivon-toeran’ny FamilySearch | ||
Tsy misy na inona na inona ny kaonty FamilyHistoryMail an’ny ivon-toeran’ny FamilySearch | ||
Ireo zavatra tsy ilaina, na pôrnôgrafia, na fitaovana manafintohina ao amin’ny kaonty FamilyHistoryMail | ||
Olana amin’ny fidirana sy ny tenimiafina amin’ny kaonty FamilyHistoryMail | ||
Ahoana no itsaharako mamindra email avy amin’ny FamilyHistoryMail mankany amin’ny adiresy email iray an’olona manokana? | ||
Famindrana ny email rehetra avy amin’ny FamilyHistoryMail mankany amin’ny adiresy email an’olona manokana | ||
Gazety Ny antsoko | Ahoana no isoratako anarana mba handraisana email avy amin’ny vaovao Ny antsokol? | |
Tsy voatanisa ao amin’ny Ivon-toerana misahana ny fanampiana ny mpanorohevitra mikasika ny tempoly sy ny tantaram-pianakaviana ho ahy | ||
Ahoana no hamaritako ireo antso ao amin’ny Documentation pour les dirigeants et les greffiers (LCR)? | ||
Ahoana no hianarako ny ho mpitondra fanampiana na momba ny antsoko amin’ny maha mpanorohevitra mikasika ny tempoly sy ny tantaram-pianakaviana ahy? | ||
Blaogy an’ny FamilySearch | Ampiasao ny bilaogin’ny FamilySearch ao amin’ny ivon-toeran’ny FamilySearch | |
Tatitra isam-bolana | Tatitra isam-bolan’ny ivon-toeran’ny FamilySearch | |
Fanitsiana ny tatitra isam-bolan’ny ivon-toeran’ny FamilySearch | ||
Fitadiavana ireo tatitra isam-bolan’ny ivon-toeran’ny FamilySearch taloha | ||
Fanaovana tatitra isam-bolana ho an’ireo ivon-toeran’ny FamilySearch any Eorôpa | ||
Fanentanana ho an’ny ivon-toerana | Fanentanana ho an’ireo ivon-toeran’ny FamilySearch | |
Petadrindrina ho an’ireo ivon-toeran’ny FamilySearch | ||
Loharanom-pitaovana misy ho an’ny ivon-toeran’ny FamilySearch avy amin’ireo sampana mpaninjara | ||
Famatsiam-bola ny varavarana misokatra, ny foara ary ireo hetsika hafa ao amin’ireo ivon-toeran’ny FamilySearch | ||
Ahoana no hanavaozako ny pejy wiki an’ny FamilySearch? | ||
Fihazonana pejy Wiki ho an’ny ivon-toerana | Ahoana no hanavaozako ny pejy wiki an’ny FamilySearch? | |
Ahoana no fomba ahafahan’ireo tranomboky rantsamangaika mamorona pejy ao amin’ny Fikarohana Wiki an’ny FamilySearch? | ||
Raharaham-barotra sy fanentanana | Fampiroboroboana ny ivon-toeran’ny FamilySearch anao | |
Petadrindrina ho an’ireo ivon-toeran’ny FamilySearch | ||
Fitantanana ara-bola | Rejisitra ara-bola | Rejisitra ara-bola ho an’ireo ivon-toeran’ny FamilySearch |
Fikirakirana vola | Fikirakirana vola ao amin’ny ivon-toeran’ny FamilySearch | |
Fampandoavam-bola ireo mpampiasa ao amin’ny ivon-toeran’ny FamilySearch any Amerika Avaratra | ||
Microfilm | Mpamaky microfilme sy microfiche | Mpamaky microfilm sy microfiche tsy ilaina |
Fanamboarana mpamaky microfilm NMI 2020 ao amin’ny ivon-toeran’ny FamilySearch | ||
Fanamboarana microfilm ao amin’ny ivon-toeran’ny FamilySearch | ||
Famerenana microfilm na microfiche | Microfilm na microfiche tsy ilaina ao amin’ny ivon-toeran’ny FamilySearch na tranomboky rantsamangaika | |
Azo atao ve ny mamerina microfilm na microfiche mihoatra ny 500? | ||
Ahoana no famerenan’ireo ivon-toeran’ny FamilySearch any Eorôpa microfilm? | ||
Ahoana no famerenan’ireo ivon-toeran’ny FamilySearch any Nouvelle Zélande microfilm? | ||
Ahoana no famerenan’ireo ivon-toeran’ny FamilySearch any Aostralia microfilm? | ||
CDOL, solosaina, milina fanaovana printy, ary rindrambaiko | CDOL | Fanavaozana ny fampahalalana momba ny ivon-toeran’ny FamilySearch ao amin’ny CDOL |
Fidiran’ny ivon-toeran’ny FamilySearch ao amin’ny CDOL | ||
Solosaina sy milina fanaovana printy | Fitaovana vaovao natolotry ny Fiangonana ho an’ny ivon-toeran’ny FamilySearch | |
Aiza no ahitako taratasy fanafarana Rindrambainga sy Rindrambaiko ho an’ny solosaina an’ny FamilySearch? | ||
Maniry ny hividy solosaina finday ny ivon-toeran’ny FamilySearch | ||
Milina fanaovana printy ao amin’ireo ivon-toeran’ny FamilySearch | ||
Fividianana solosaina fanampiny amin’ny vola nomena ho an’ny ivon-toeran’ny FamilySearch | ||
Milina fanaovana printy Lexmark vaovao ho an’ireo ivon-toeran’ny FamilySearch | ||
Fampiasana internet | Topimaso momba ny internet ao amin’ireo ivon-toeran’ny FamilySearch | |
Famahana ny olana amin’ny internet ao amin’ny ivon-toeran’ny FamilySearch | ||
Tsy mahazo internet ny kaontin’ny mpampiasa ao amin’ny ivon-toeran’ny FamilySearch | ||
Rindrambaiko amin’ny solosaina | Rindrambaiko tokony ho an’ireo solosaina ao amin’ny ivon-toeran’ny FamilySearch | |
Andraikitry ny tompon’andraikitra manokana momba ny teknôlôjia ao amin’ny tsatòka ho an’ny ivon-toeran’ny FamilySearch | ||
Tanjon’ny Tivoli amin’ireo solosaina ao amin’ny ivon-toeran’ny FamilySearch | ||
Famerenana ireo fampahalalana ao amin’ireo solosaina ao amin’ireo ivon-toeran’ny FamilySearch | ||
Fampiasaina ny FHC [Ivon-toeran’ny tantaram-pianakaviana] Application Finder | ||
Fanafarana cartouche ho an’ny milina fanaovana printy | Fanoloana ny toner ho an’ireo milina fanaovana printy an’ny ivon-toeran’ny FamilySearch | |
Fandoavana ny vidin’ny toner ho an’ireo milina fanaovana printy Lexmark any Amerika Avaratra | ||
Famaritana ny haavon’ny toner amin’ny milina fanaovana printy Lexmark | ||
Naharay toner diso ho an’ny milina fanaovana printy ny ivon-toeran’ny FamilySearch ao Amerika Avaratra | ||
Fisoratana anarana amin’ny milina fanaovana printy Lexmark | ||
Fanamboarana solosaina sy milina fanaovana printy | Fanamboarana solosaina na milina fanaovana printy ao amin’ny ivon-toeran’ny FamilySearch | |
Sampam-panampina momba ireo milina fanaovana printy Lexmark ho an’ireo ivon-toeran’ny FamilySearch | ||
Fitadiavana ny satan’ny fiantohana ny milina fanaovana printy Lexmark ao amin’ny tranonkalan’ny Lexmark | ||
Milina fanaovana printy lany fiantohana sy mila asa | ||
Famaritana raha eo ambany fiantohana ny solosaina an’ny ivon-toeran’ny FamilySearch | ||
Olana ara-materialy amin’ireo solosaina an’ny ivon-toeran’ny FamilySearch | ||
Fanoloana ireo milina fanaovana printy sy solosaina | Very na nisy nangalatra na simba ny fitaovana ao amin’ny ivon-toeran’ny FamilySearch | |
Loharanom-pitaovana fanampiny | Sampam-panampiana an’ny FamilySearch | Sampam-panampiana an’ny FamilySearch ho an’ireo mpiasa ao amin’ny ivon-toeran’ny FamilySearch |
Hifandray aminay | ||
Tranonkala | Loharanom-pahalalana an-jotra ho an’ireo ivon-toeran’ny FamilySearch | |
Ahoana no hianarako ny ho mpitondra fanampiana na momba ny antsoko amin’ny maha mpanorohevitra mikasika ny tempoly sy ny tantaram-pianakaviana ahy? | ||
Ahoana no ahitako ireo vokatra avoakan’ny mpiara-miasa? | ||
Inona ilay fikarohana Wiki an’ny FamilySearch? | ||
Fampiasana ny renim-pejin’ny ivon-toeran’ny FamilySearch | ||
Hanomboka fanaraha-maso avy lavitra amin’ny sampam-panampiana an’ny FamilySearch | ||
Petadrindrina ho an’ireo ivon-toeran’ny FamilySearch | ||
Loharanom-pitaovana misy ho an’ny ivon-toeran’ny FamilySearch avy amin’ireo sampana mpaninjara | ||
Pejin’ny loharanom-pitaovana an’ny ivon-toeran’ny FamilySearch ao amin’ny churchofjesuschrist.org |