Tsy ho afaka hampiasaina ny endri-javatra sasantsasany ao amin’ny FamilySearch noho ny fanatsarana ataonay amin’ilay tranonkala manomboka amin’ny AlatsinainyAogositra3amin’ny 06:00Ora iraisam-pirenena [UTC]-00:00 ary maharitra eo amin’ny 1 hour izany. Ialanay tsiny ny fahasorenana aterak’izany.

Ahoana no tianao hanombohana?

Manolotra fomba isan-karazany hianarana bebe kokoa momba ny tantaram-pianakavianao ny FamilySearch. Ho fanombohana dia misafidiana asa atao iray eto ambany izay mahaliana.

Hitady sy hampiditra havana ao amin’ny hazon-tetiarananao

Hamantatra ireo asa atao hafa ao amin’ny FamilySearch

Mila fanampiana ve ianao?

Fantaro ireo loharanom-pitaovana hafa fanampiny mba hanampy anao hikaroka sy hahita zava-baovao momba ny fianakaviana.

Efa fantatrao ve ny fomba tianao hanombohana ao amin’ny FamilySearch.org? Afaka miditra avy hatrany ao amin’ny renim-pejy ianao.

Mandehana ao amin’ny renim-pejy