Tadiavo ny dikan’ny anaranao sy ny fiaviany.
Ny anaram-pianakavianao dia afaka mitondra amin’ny fahalalana momba ny lovanao.
Inona no atao hoe anaram-pianakaviana?
Ny anaram-pianakaviana na koa hoe anarana dia mazàna no miampita avy amin’ny taranaka iray mankany amin’ny iray manaraka. Ny anaram-pianakaviana dia afaka manome fanazavana momba ny razamben’ny olona iray, ny kolontsaina na ny fiaviany ara-jeografika.

Ohatrinona ny sarany?
Maimaim-poana avokoa ny zavatra rehetra ao amin’ny FamilySearch. Hanitatra ny traikefa anananao eo amin’ny fananganana hazon’ny tetiaram-pianakaviana sy fikarohana ireo fiavianao sy ahazoana fahatsiarovana ny fisoratanao anarana.
Fanontaniana apetraka matetika momba ny anaram-pianakaviana
Mijere zavatra misimisy kokoa ao amin’ny FamilySearch
Manolotra torolalana sy loharano maimaim-poana izahay mba hanampiana anao hanao fikarohana momba ny tantaram-pianakaviana bebe kokoa.
Hikaroka razambe
Afaka mampipongatra antsipiriany vaovao ireo firaketana ary hameno ireo banga ao amin’ny tantaram-pianakavianao.
Hanao hazon’ny tetiaram-pianakaviana iray
Ampidiro ao amin’ny hazon’ny tetiaranao izay zavatra fatatrao, ary hanampy anao izahay mandritra ny dianao.
Mahazoa fanampiana amin’ny tetiarana.
Tsy miady irery ianao. Izahay dia manolotra fitarihana sy loharanom-pitaovana—na mivantana izany na amin’ny internet.
Hiditra ao amin’ny FamilySearch
Manampy anao ny FamilySearch hitrandraka ireo lovanao, sy hahita ireo razambenao, ary hifandray amin’ny tantara marobe momba ny fianakavianao.