Handrafitra maimaim-poana ny hazon’ny tetiaram-pianakavianao
Hanomboka ilay fandrafetana hazon’ny tetiaram-pianakaviana mandeha ho azy. Jereo ny fiitaran’ny hazon’ny tetiaranao, ary dia hahita lovam-pianakaviana maro ianao.


Fandrafetana Hazon’ny tetiaram-pianakaviana natao ho mora atao.
Ilay fandrafetana hazon-tetiarana mandeha ho azy dia hitarika anao eo am-panaovanao izany. Hanomboka ianao amin’ny fampidirana ny ray aman-dreninao sy ny raibe sy renibenao. Aza manahy fa ny fampahalalana rehetra mahakasika olona mbola velona dia tazonina ho tsiambaratelo.
Ilay Rafi-tetiarana iombonana lehibe indrindra
Rehefa mampiditra izay zavatra efa fantatrao ianao, dia hanomboka hikaroka ireo razambenao ilay rafitra, ao anatin’ilay Hazon’ny tetiaram-pianakaviana maneran-tany. Rehefa misy iray hita fa mifanandrify, dia azo ampidirina ao amin’ny ireo sampana anao manokana izany fampahalalana vaovao rehetra izany.

Hikaroka ho azy ireo firaketana an’arivo tapitrisa
Ny FamilySearch dia manana antotan-taratasy ara-tantara an’arivo tapitrisa toy ny firaketana fahaterahana, na fahafatesana na firaketana fanisam-bahoaka. Ho karohan’ny Arbre Familial ho azy ao amin’ireny firaketana ireny ireo razambenao ary hanolotra rakitra tari-dalana izay hahafahana mahita zava-baovao maro.
Maimaim-poana avokoa ny zavatra rehetra ao amin’ny FamilySearch
Midira mba hahafahana mahita ny Arbre Familial, sy rakitra ara-tantara an’arivo tapitrisa, ary maro hafa.