Manaova fikarohana

Manaova fikarohana

Andramo ireto asa atao ireto hikarohana fampahalalana izay mety anananay mikasika ny fianakavianao.

Fikarohana haingana

Misafidiana razambe iray na olona iray ao amin’ny fianakavianao. Avy eo dia fenoy amin’ny fampahalalana momba azy araka izay azonao atao ny fanaovana fikarohana. Hisy fitoviana ny vokatry ny fikarohana izay avy ao amin’ny firaketana manan-tantara izay anay, fahatsiarovana, sy hazon’ny tetiaram-pianakavian ary lahathiry mirakitra anaram-pianakaviana.

Torohevitra kely: Tsy azonao antoka ve izay zavatra apetraka eo amin’ny sasantsasany amin’ireo faritra fenoina? Omeo izay vinavinanao tsara indrindra na avelao ho banga eo.

Ilaina

Andramo ny fikarohana anaram-pianakaviana

Ampidiro ny anaranao mba hahafantarana ny dikany sy ny fiaviany. Ny anaranao dia afaka manome anao famantarana momba ny hoe iza ianao ary avy aiza ianao.

Hevero ny hanaovana fitiliana ADN

Ny fitiliana ADN dia afaka manome fampahalalana momba ny fianakavianao izay tsy hita mora foana raha amin’ny fomba hafa. Tsotra kely toy ny mandrora anaty tioba izany na manakasoka coton tige ao amin’ny aty vavanao. Afaka manambara ny firenena niavian’ny razambenao ny voka-pikarohana. Izy ireny koa dia afaka mampahafantatra anao ireo zanaky ny dadatoa sy nenitoa izay lavitra ka mety mahafantatra ny ampahany amin’ny tantaran’ny fianakavianao.