Tetiarana ho an’ny fianakaviamben’ny olombelona
Mikaroha ao amin’ny tetiarana iombonana lehibe indrindra eto amin’izao tontolo izao. Fantaro ireo razambenao, dia jereo hoe inona no ifandraisanareo.
Hitady araka ny anarana
Hitady araka ny laharam-pamantarana
Inona no atao hoe Tetiarana iombonana?
Ny mombamomba ny razambe efa nodimandry ampidirin’ny olona dia azon’ny rehetra mikaroka ny rafi-tetiaranay jerena. Tena mahafinaritra mihitsy rehefa miara-miasa. Mety misy zavatra tsy fantatrao avy aminay miandry anao ato.
Zava-nisy momba ny razambe niainga avy tamin’ireo loharano
Ny ankamaroan’ireo mpampiasa ny Rafi-tetiarana dia miainga avy amina loharano, noho izany rehefa mahita ny olona tadiavinao ianao dia mety hisy firaketana vitsivitsy mipaingotra aminy ihany koa!