Tonga soa ato amin’ny Amboaram-piraketana vaovao an’ny FamilySearch! Nanao fanavaozana goavana ara-teknôlôjia izahay ary nampiditra votoatin-javatra vaovao nandritra ny roa taona ao amin’ilay Amboaram-piraketana. Ampiasao ny bokotra Fanamarihana etsy ambany na tsidio ny Vondrom-piarahamonina hilazana aminay izay eritreritrao.

Katalaogin’ny FamilySearch

Mitadiava boky, firaketana, sary, ary loharano manan-danja hafa atolotra amin’ny alalan’ny tranonkalan’ny FamilySearch, ny Trano fitehirizan-kevitra ho an’ny FamilySearch, ary fanteno ny ivon-toeran’ny FamilySearch manerana izao tontolo izao.

Mikasa ny hitsidika ny Tranombokin’ny FamilySearch ao Salt Lake City, Utah ve? Atombohy eto.

Katalaogin’ny Trano fitehirizan-kevitra ho an’ny FamilySearch

Ny Katalaogin’ny Trano fitehirizan-kevitra ho an’ny FamilySearch dia mitanisa ireo zavatra hita ao amin’ilay Trano fitehirizan-kevitra, ary koa ireo rohy mankany amin’ireo tahirin-kevitra ao amin’ny Trano fitehirizan-kevitra nomerika an’ny FamilySearch. Mikaroha boky, microfilms, microfiche, sarintany, ary maro hafa, ary jereo ny lisitra voafantina mba hanampy amin’ny fikarohanao.

Hitety ny katalaogin’ny trano fitehirizan-kevitra
Tranombokin’ny FamilySearch