Voka-pikarohana amin’ny fanampiana sy fianarana
Alefa
Alefa
Sokafana
Sivana
Misy dia voka-pikarohana 185.
Vokatra 185
Ahoana no hanovako fampahalalana saropady ao amin’ny Rafi-tetiarana?
Afaka manitsy ny fampahalalana saropady momba ny olona iray (anarany, lahy sa vavy, fahaterahany, batisa, fahafatesana, ary fandevenana) ao amin’ny Rafi-tetiarana ianao.
Ahoana no hamafàko fanazavana Saropady ao amin’ny Rafi-tetiarana?
Afaka mamafa fanazavana saropady momba ny olona iray ianao ao amin’ny Rafi-tetiarana.
Ahoana no hampisehoako fa tsy mitovy ireo firaketana verin-droa ao amin’ny Rafi-tetiarana?
Raha hitan’ny Rafi-tetiarana fa tena an’olona samihafa tokoa ireo firaketana verin-droa, dia ataovy hoe tsy mitovy.
Ahoana no hampidirako tantaram-piainana, fanazavana saropady ary fanazavana hafa ao amin’ny Rafi-tetiarana?
Afaka miditra ao amin’ny pejin’ny olona iray ao amin’ny Rafi-tetiarana ianao, raha te hanampy fanazavana ao amin’ny firaketany.
Ahoana no ataoko raha te handefa hafatra ho an’olona iray nampiditra Rafi-tetiarana na Fahatsiarovana?
Afaka mifandray amin’ny mpampiasa FamilySearch hafa ianao, ao amin’ny Rafi-tetiarana sy Fahatsiarovana. Ampiasao ireo fomba ifandraisana aminy na ny fandefasana hafatra ao amin’ny FamilySearch.
Ahoana no handavana olana lahatahiry momba ny olona iray ao amin’ny Rafi-tetiarana?
Afaka mandà olana momba ny lahatahiry ianao ao amin’ny Rafi-tetiarana.
Ahoana no hiarovako ny Rafi-tetiarako mba tsy hampidiran’olona fanazavana tsy marina?
Ianaro ireo fitaovana samihafa ao amin’ny Rafi-tetiarana izay afaka manampy anao hiara-hiasa amin’ny hafa.
Diso ny vadin’ny olona iray ao amin’ny Rafi-tetiarana
Raha diso ny vadin’ny olona iray ao amin’ny Rafi-tetiarana, dia azonao soloina na fafana ny rohim-pihavanany.
Ahoana no fomba hampidirako olona tsy mifandray ao amin’ny Hazon’ny tetiaram-pianakaviana?
Afaka mampiditra olona tsy mifandray ao amin’ny Hazon’ny tetiaram-pianakaviana ianao amin’ny fampiasana ny lisitra Vao tsy ela.
Ahoana no fiarovan’ny Hazon’ny tetiaram-pianakaviana ny tsiambaratelon’ny olona iray mbola velona?
Ny Hazon’ny tetiaram-pianakaviana dia mametra ny olona afaka mahita ny firaketan’ny olona mbola velona.