New Zealand, Bay of Plenty, Probate and Miscellaneous Records, 1882-1997

This collection contains images of probate records from Bay of Plenty, New Zealand.

Torolalana avo lenta kokoa momba ny fikarohana

Andramo ny mampiditra ity manaraka ity ao amin’ny fikarohanao mba hanampy amin’ny fanamorana ny fahitana valiny:

Mba hampihena ny isan’ireo voka-pikarohana dia ampiasao ny sivana eo amin’ny ambony ankavia eo ambanin’ny isan’ny Vokatra. Azonao ampidirina ihany koa ao amin’ny fikarohanao ireto manaraka ireto:

Hitady teny na andian-teny voafaritra manokana

Ampiasao ny farango sosona. Ohatra: "Aina Ratsimba"

Asiana teny na andian-teny voafaritra manokana

Ampiasao ny tarehin-tsoratra +. Ohatra: +Miora

Tsy asiana teny na andian-teny voafaritra manokana

Ampiasao ny tarehin-tsoratra -. Ohatra: -Rivo

Hitady tsipelina samihafa

Ampiasao ny tarehin-tsoratra ?. Ohatra: Ny Rakoto? dia hamokatra hoe Rakotobe sy Rakotovao

Hitady endrika samihafan’ny teny fototra iray

Ampiasao ny tarehin-tsoratra *. Ohatra: Ny fiara* dia hamokatra fifandraisana manao hoe fiarakodia, fiaramanidina, fiaran-dalamby, sns.