International Genealogical Index (IGI)

Ny amboaram-piraketana an’ny International Genealogical Index dia mikaroka ireo amboarana firaketana ara-tantara rehetra ahitana firaketana nampidirina izay nalaina avy amin’ny International Genealogical Index (IGI) voalohany. Avy amin’ny loharano 2 samy hafa ireo anarana ao amin’ny IGI: dia ny firaketana nampidirina sy ny fandraisan’anjaran’ireo mpampiasa. Ny FamilySearch dia mizara ny IGI ho amboaram-piraketana ara-tantara maromaro miampy ny International Genealogical Index nandraisan’olona anjara. Tadiavo eto ireo amboaram-piraketana ara-tantara manan-danja rehetra. Karohy ny fandraisan’anjaran’ny mpampiasa ao amin’ny amboaram-piraketana International Genealogical Index nandraisan’olona anjara ao amin’ny Tetiarana.

Ireo loharano nisy ny angom-piraketana

The Church of Jesus Christ of Latter-day Saints. "International Genealogical Index (IGI)." FamilySearch. http://FamilySearch.org:2019