Trial papers, 1819-1865
Ny namorona
Endrika
Fiteny
Daty namoahana
Mpamoaka
Toerana namoahana
Ara-batana
Fanamarihana
Microfilm of original records.
Court cases relating to slaves or freed persons.
Between 1826 and 1868 Anderson County was Anderson District.
Between 1798 and 1826 Anderson District was Pendleton District.
Hijery ity angom-piraketana ity ao amin’ny WorldCat ho amin’ny toerana azo hanaovana tahadika.Lohahevitra
Toeran’ny lohahevitra
Horonan-tsary/Fanamarihana nomerika
| Fanamarihana | Toerana | Angom-piraketana/Toerana misy azy | Endrika | ||
|---|---|---|---|---|---|
| Table of contents of cases 1819-1865 Trial papers, numbers 1-117 1819-1840 | Granite Mountain Record Vault | United States & Canada Film | 1025499 | 8687035 | |
| Trial papers, numbers 118-203 1840-1848 | Granite Mountain Record Vault | United States & Canada Film | 1025500 | 8687036 | |
| Trial papers, numbers 204-290 1848-1855 | Granite Mountain Record Vault | United States & Canada Film | 1025501 | 8687021 | |
| Trial papers, numbers 291-375 1855-1862 | Granite Mountain Record Vault | United States & Canada Film | 1025502 | 8687022 | |
| Trial papers, numbers 376-429 1862-1865 | Granite Mountain Record Vault | United States & Canada Film | 1025503 | 8687023 |
| Fanamarihana | Toerana | Angom-piraketana/Toerana misy azy | Horonan-tsary | Laharan’ny andian-tsary (DGS) | Endrika |
|---|---|---|---|---|---|
| Table of contents of cases 1819-1865 Trial papers, numbers 1-117 1819-1840 | Granite Mountain Record Vault | United States & Canada Film | 1025499 | 8687035 | |
| Trial papers, numbers 118-203 1840-1848 | Granite Mountain Record Vault | United States & Canada Film | 1025500 | 8687036 | |
| Trial papers, numbers 204-290 1848-1855 | Granite Mountain Record Vault | United States & Canada Film | 1025501 | 8687021 | |
| Trial papers, numbers 291-375 1855-1862 | Granite Mountain Record Vault | United States & Canada Film | 1025502 | 8687022 | |
| Trial papers, numbers 376-429 1862-1865 | Granite Mountain Record Vault | United States & Canada Film | 1025503 | 8687023 |
Pejy
amin’ny 1
Mahakasika ity firaketana ity
Ity efijery ity dia mampiseho ny lisitra misy ny lohateny nosafidinao.
Ny fizarana momba ny tahadika dia mirakitra fampahalalana ho an’ny fitadiavana ilay zavatra amin’ny endriny azo tsapain-tanana. Jereo ny nomeraon’ny telefaonina, ny toerana, ary ny fotoana ahafahana mankeny mba hahafantarana raha azo jerena ny taha-dika azo tsapain-tanana.
Boky sy gazetiboky ary sarintany maro no hita ao amin’ny fitehirizan-kevitra nomerika ary azo idirana amin’ny alàlan’ny rohy nampiarahina ao. Ny asa voaro amin’ny alalan’ny zon’ny mpamorona dia tsy azo jerena an-jotra.
Ny Horonan-tsary/Fanamarihana nomerika dia ahitana famariparitana ny laharan’ilay horonan-tsary. Ireo ivontoerana FamilySearch sasany sy tranomboky mifandray aminy dia mihazona angom-piraketan’ireo horonan-tsary avy nindramina. Ny kisarina fakan-tsary dia manambara ireo zavatra azo jerena an-jotra.
Natao amin’ny endrika nomerika avokoa ireo horonan-tsary ary efa an-dalana manao amin’ny endriny nomerika ny andian-tsary amin’izao fotoana izao. Ireo antony mety mahatonga ireo sary avy ao amin’ny horonan-tsary na andian-tsary mbola tsy misy amin’ny endrika nomerika ao amin’ny FamilySearch.org dia mety ahitana ny:
- Voalamina ho atao endrika nomerika any amin’ny hoavy ilay andian-tsary.
- Mety noraketina endrika nomerika ilay horonan-tsary na andian-tsary saingy misy fifanarahana na tsiambaratelo na famerana izay manakana ny fidirana aminy. Manao ny ezaka rehetra ny FamilySearch mba hanomezana fahafahana miditra, miankina amin’ireo fanapahan-kevitry ny mpitahiry firaketana sy ny lalàna manan-kery.
- Mety mila tonga any amina Ivon-toeran’ny FamilySearch na ny Trano fitehirizan-kevitra ho an’ny FamilySearch iray ianao vao mahazo ny sary nomerika avy amin’ny horonan-tsary sy ny andian-tsary. Mety mitaky ny hidiranao ao amin’ny kaonty FamilySearch anao ny sasany.