Valleau Cemetery of Paramus, Ridgewood, N.J., inscriptions/ Herbert S. Ackerman, Arthur J. Goff

Endrika

Microfilm 35mm

Fiteny

English

Daty namoahana

1944

Mpamoaka

[Valleau Cemetery]

Toerana namoahana

[Ridgewood, New Jersey]

Ara-batana

160 pages : map ;

Laharana

Holland Society of New York church record collection v. 127

Fanamarihana

Microfilm of typescript (160 leaves) made in 1944 and in the possession of the Holland Society of New York, New York City.

Includes index.

This cemetery is under the management of the True Reformed Church of Paramus, Ridgewood, New Jersey. It continues the burial ground next to the church.

Also available on microfilm.

To view a digital version of this item click here.

Hijery ity angom-piraketana ity ao amin’ny WorldCat ho amin’ny toerana azo hanaovana tahadika.

Lohahevitra

Toeran’ny lohahevitra

Horonan-tsary/Fanamarihana nomerika

Ireo lohatenina tsanganana izay misy bokotra dia azo alahatra.
FanamarihanaToeranaAngom-piraketana/Toerana misy azyEndrika
Also on microfilm. Salt Lake City, Utah : Filmed by the Genealogical Society of Utah, 1977. on 1 microfilm reel ; 35 mm.Granite Mountain Record VaultUnited States & Canada Film1019525 Item 117951567
FanamarihanaToeranaAngom-piraketana/Toerana misy azyHoronan-tsaryLaharan’ny andian-tsary (DGS)Endrika
Also on microfilm. Salt Lake City, Utah : Filmed by the Genealogical Society of Utah, 1977. on 1 microfilm reel ; 35 mm.Granite Mountain Record VaultUnited States & Canada Film1019525 Item 117951567

Pejy

amin’ny 1

Mahakasika ity firaketana ity

Ity efijery ity dia mampiseho ny lisitra misy ny lohateny nosafidinao.

Ny fizarana momba ny tahadika dia mirakitra fampahalalana ho an’ny fitadiavana ilay zavatra amin’ny endriny azo tsapain-tanana. Jereo ny nomeraon’ny telefaonina, ny toerana, ary ny fotoana ahafahana mankeny mba hahafantarana raha azo jerena ny taha-dika azo tsapain-tanana.

Boky sy gazetiboky ary sarintany maro no hita ao amin’ny fitehirizan-kevitra nomerika ary azo idirana amin’ny alàlan’ny rohy nampiarahina ao. Ny asa voaro amin’ny alalan’ny zon’ny mpamorona dia tsy azo jerena an-jotra.

Ny Horonan-tsary/Fanamarihana nomerika dia ahitana famariparitana ny laharan’ilay horonan-tsary. Ireo ivontoerana FamilySearch sasany sy tranomboky mifandray aminy dia mihazona angom-piraketan’ireo horonan-tsary avy nindramina. Ny kisarina fakan-tsary dia manambara ireo zavatra azo jerena an-jotra.

Natao amin’ny endrika nomerika avokoa ireo horonan-tsary ary efa an-dalana manao amin’ny endriny nomerika ny andian-tsary amin’izao fotoana izao. Ireo antony mety mahatonga ireo sary avy ao amin’ny horonan-tsary na andian-tsary mbola tsy misy amin’ny endrika nomerika ao amin’ny FamilySearch.org dia mety ahitana ny:

  • Voalamina ho atao endrika nomerika any amin’ny hoavy ilay andian-tsary.
  • Mety noraketina endrika nomerika ilay horonan-tsary na andian-tsary saingy misy fifanarahana na tsiambaratelo na famerana izay manakana ny fidirana aminy. Manao ny ezaka rehetra ny FamilySearch mba hanomezana fahafahana miditra, miankina amin’ireo fanapahan-kevitry ny mpitahiry firaketana sy ny lalàna manan-kery.
  • Mety mila tonga any amina Ivon-toeran’ny FamilySearch na ny Trano fitehirizan-kevitra ho an’ny FamilySearch iray ianao vao mahazo ny sary nomerika avy amin’ny horonan-tsary sy ny andian-tsary. Mety mitaky ny hidiranao ao amin’ny kaonty FamilySearch anao ny sasany.