Fanampiana momba ny kaontinao

Hitady ny valin’ireo fanontaniana rehetra anananao momba ny kaonty FamilySearch anao ary koa ny maha-tsiambaratelo ny lahatahiry.

Kaonty FamilySearch

Ianareo ny fomba famerenena ny solon’anarana na ny tenimiafina ampiasainao.
Azonao atao ny manova ny anaram-pamantarana, tenimiafina, na ny fampahalalana momba ny kaonty FamilySearch ao amin’ny Fikirana.
Mamorona kaonty FamilySearch maimaim-poana, ary tetezo ilay angom-piraketana lehibe indrindra maneran-tany momba ny rafi-tetiarana maimaim-poana sy ireo firaketana ary loharano momba ny tetiaranao.
In your FamilySearch settings, you can update contact information, such as your email address, username, mailing address, and similar information.
Mba hanaovana ny asa atao any amin’ny tempoly dia ampidiro ao amin’ny FamilySearch na ny kaontin’ny Fiangonana ny laharan’ny firaketanao ao amin’ny Fiangonana.
Raha tsy naharay ilay email fanamarinana ianao mba hampadehanana ny kaonty FamilySearch anao dia azonay alefa indray izany.
Raha tsy naharay ilay kaody fanamarinana ianao amin’ny findainao dia azonay andefasana iray hafa amin’ny hafatra an-tsoratra indray ianao.
Please do not share your FamilySearch username and password with other people.
Araho tsara ireo dingana tsirairay ao amin' ny toromarika raha tianao ny hamafa ny kaontinao FamilySearch.
Ny ankizy eo anelanelan’ny 8 sy 12 taona dia afaka mamorona kaonty FamilySearch maimaim-poana rehefa nahazo fahazoan-dalana avy amin’ny ray aman-dreny.
Miandrasa folo minitra ary andramo indray. Tsy mampiditra anao vonjimaika ilay rafitra aorian’ny fidirana indimy diso.
Afaka mamerina ny tenimiafina na ny solon’anarana amin’ny maha mpiasa izay ampiasainao ho an’ny FamilySearch ianao.
In your FamilySearch account, you can update your privacy settings such as visibility in the directory, relationship viewing, and third-party company access.
Manana fanontaniana fanampiny momba ny tsiambaratelon’ny tahirim-pahalalana aho
Raha mila fampahalalana bebe kokoa momba ny tsiambaratelon’ny tahirim-pahalalana momba anao manokana ianao dia iangaviana mba hameno an’ity taratasy fenoina ity.