Mihidy ny kaontiko.

Miala tsiny izahay fa mihidy ny fahafahanao miditra ao amin’ny FamilySearch.

Ny kaonty FamilySearch ho an’ny daholobe dia mihidy folo minitra aorian’ny fanandramana miditra indimy tsy nahomby, dia avy eo misokatra ho azy. Ny kaonty FamilySearch ho an’ny mpikambana dia mihidy mandritra ny 30 minitra aorian’ny fanandramana inenina tsy nahomby, dia hisokatra ho azy izany avy eo.

Miresaha azafady amin’ny Sampam-panampiana an’ny FamilySearch raha toa ka mila fanampiana ianao.

Nanampy anao ve ity?