Ivon-toerana fianarana momba ny Hazon’ny tetiaran’ny vondrom-pianakaviana
Ampifandraiso ireo fianakavianao mbola velona
Angony ho anatina vondrona iray ny fianakavianao mba ho hazon’ny tetiarana misy ny velona iray ihany no hiseho. Ampandraiso anjara amin’ny fiaraha-mitety ny tantaram-pianakaviany ny fianakavianao. Hatsarao ny tantaranao amin’ny alalan’ny sary sy horonan-tsary fohy ary loharano fampahalalana.

Fampiasana ireo hazon’ny tetiaran’ny vondrom-pianakaviana

Ny hazon’ny tetiaran’ny vondrom-pianakaviana dia karazana vondrom-pianakaviana izay mamela ny fianakaviana hiara-hiasa ao anatina Hazon’ny tetiaram-pianakaviana.
A hand-shaped cursor points at a blank field and plus sign, indicating how to create a new family group.
Hamorona Vondrom-pianakaviana
    All members of a family group tree can copy people from private trees into a family group tree.
    Afaka manampy zanaky ny mpiray tampo amin’ny ray aman-dreny, nenitoa, dadatoa, rahalahy na anadahy, rahavavy na anabavy, ary havana velona hafa ao amin’ny Hazon’ny tetiaram-pianakaviana ianao.
    Afaka manasa olona hiditra ho mpikambana ao amin’ny vondrom-pianakaviana ny mpitantana vondrona.
    A check mark on top of an envelope indicates that an invitation has been approved.
    Raha manana hazon’ny tetiaran’ny vondrom-pianakaviana ianao, dia ampiasao ilay bokotra fivadihana eo amin’ny zorony ambony ankavia ao amin’ny Hazon’ny tetiaram-pianakaviana mba hivadihana ho ao amin’ny hazon’ny tetiaran’ny vondrom-pianakaviana iray avy amin’ny hazon’ny tetiaranao manokana.
    In Family Tree, the portrait view displays your pedigree vertically. You and your descendants are at the bottom. Your ancestors are above you. You do not see your spouse’s ancestors.

    Fanontaniana apetraka matetika

    Iza no tokony hampiasa ireo hazon’ny tetiaran’ny vondrom-pianakaviana?
    Mitovy ihany ve ny vondrom-pianakaviana sy ny hazon’ny tetiaran’ny vondrom-pianakaviana?
    Azo ampidirina ao anatina hazon’ny tetiaran’ny vondrom-pianakaviana mihoatra ny iray ve aho?
    Inona avy ny endri-javatra azoko ampiasaina ao amin’ny hazon’ny tetiaran’ny vondrom-pianakaviana iray?
    Misy fetra ve ny isan’ny olona ao amin’ny hazon’ny tetiaran’ny vondrom-pianakaviana?
    Iza avy no afaka mahita sy manova ny fampahalalana momba ahy ao anatin’ny hazon’ny tetiaran’ny vondrom-pianakaviana iray?
    Ahoana no ahafahako milaza hoe hazon’ny tetiarana inona no miseho ary ahoana no ahafahako mivadika?
    Ahoana no fanaovana ny fampitambarana ao amin’ny hazon’ny tetiaran’ny vondrom-pianakaviana iray?
    Afaka mamindra rakitra GEDCOM ho ao amin’ny hazon’ny tetiaran’ny vondrom-pianakaviako ve aho?
    Afaka mampiasa ny application Arbre familial ho an’ny finday hijerena ireo hazon’ny tetiaran’ny vondrom-pianakaviana ve aho?
    Hanomboka

    Forony ny vondrom-pianakavianao dia manomboha mizara ny hazon’ny tetiaranao amin’ny fianakavianao.