Fanampiana momba ny fikarohana firaketana

Editable fields can vary based on the location and language of the user, and any restrictions associated with the collection.    
Learn field-specific search tips and advanced techniques as you search our indexed historical records.
Ampiasao ny Katalaogy mba hahitana raha manana boky; sary ao amin' ny internet, horonantsary bitika, na fampahalalana hafa mety hanampy anao amin' ny tantaram-pianakavianao sy fikarohana tetiarana izahay.
Na sarotra aminao ny mamaky sora-tanana fahiny na miasa amin’ny fiteny tsy mahazatra dia manana loharanom-pitaovana hoenti-manampy anao izahay! Rehefa mampiasa ireo torohevitra sy paikady aseho etsy ambany ianao dia ho lasa matihanina vetivety.
Jereo ato ny antony fahita matetika, mahatonga anao tsy afaka manitsy ny fahadisoana hitanao amin' ny firaketana an-tsoratra.
Adikao ao amin' ny Rafi-tetiarana ireo fampahalalana avy ao amin' ny rakitra GEDCOM-nao.
Learn about access restrictions and how to identify them.
Use the source linker to attach the historical records you find on FamilySearch to a person in Family Tree.
You can see a list of all record collections on FamilySearch. You can filter the list by title, place, date, and collection.
Ny fikarohana amin'ny alalan'ny toerana dia mamela anao hametra ireo vokatra azo avy amin'ny fikarohana any amin'ny toerana iray izay nipetrahan'ireo razambenao.
You can request that FamilySearch make an indexed record about yourself or a person for whom you act as legal guardian inaccessible.
Jereo tsindraindray raha tsy ao amin' ny internet ilay horonantsary bitika.
Learn why we remove books from the FamilySearch Digital Library, and possible solutions.