Nahoana aho no tsy afaka manitsy fahadisoana amin' ny fanaovana indeksa na firaketana an-tsoratra?

Ireto misy antony vitsivitsy mahatonga anao tsy afaka manitsy ny fahadisoana hitanao amin' ny firaketana an-tsoratra.

  • Hatramin' ny martsa 2020 teo, dia mbola miankina amin' ny fiteny, toerana, ary ny angona no ahafahana manova ny daty na ny toerana diso. Manàna faharetana, azafady, raha mbola tsy afaka manova daty na toerana ianao. Tsy ho ela dia ho azo atao izany. 
  • Tsy misy sary mifanaraka aminy ny firaketana sasany ao amin' ny FamilySearch.org. Mampiasa sary anefa izahay mba hanekena ny fanitsiana.
  • Tsy fananan' ny FamilySearch ilay indeksa, ary araka ny fifanekena nifanaovan tamin' ilay tompony indeksa dia tsy afaka manisy fanovana ny mpampiasa.

Lahatsoratra mifandray

Ahoana no hanitsiako fahadisoana ao amin' ny firaketana ara-tantara?

Nanampy anao ve ity?