Ahoana no hangatahako hamadihana ny horonantsary bitika iray ho nomerika?

Efa navadika ho nomerika daholo ireo horonantsary bitika. Azonao jerena avy any an-trano ao amin' ny internet na ao amin' ny FamilySearch center ny ankamaroany. Tsidiho tsindraindray, azafady, ny tranonkala mba hahitana raha efa ao amin' ny internet ilay horonantsary bitika mahaliana anao.

Lahatsoratra mifandray

Ahoana no hikarohako firaketana ao amin'ny Katalaogy?

Nanampy anao ve ity?