Ny fomba hampiasana ny Rafi-tetiarana

woman-laptop-under-tree

Ny Rafi-tetiarana ao amin’ny FamilySearch dia fitaovana mahatalanjona afaka manampy anao handamina ny fampahalalana momba ny fianakavianao sy hamantatra misimisy kokoa azy ireo ao anatin’izany. Mba hanampiana anao hanao ny rafi-tetiarana betsaka indrindra azonao atao, dia nanolotra tari-dalana maro mora arahina izahay mihasika ny fomba fampiasana ny Rafi-tetiarana.

Ohatra, azonao saintsainina ny fomba ahafahan’ny Tari-dalana ho an’ny firaketana milaza zavatra misimisy kokoa aminao momba ny fianakavianao, na azonao ianarana ny fomba hifandraisanao amin’ny alalan’ny rohy amin’ireo olona velona ao amin’ny fianakaviana. Mora kokoa noho izay eritreretinao ilay izy! Na vao manomboka eo amin’ny efa-joro voalohany amin’ny rafi-tetiaranao ianao na efa tonga any amin’ny taranaka maro be ny tetiaranao, dia mbola betsaka foana ny zavatra azo fantarina momba ny fianakavianao.

Nataon’i   Sally Odekirk
March 26, 2024
Nanapa-kevitra ianao ny hianatra momba ireo razambenao sy hampiditra zavatra ao amin’ny Rafi-tetiarana ao amin’ny FamilySearch. Arahabaina i…
Nataon’i   Sunny Jane Morton
October 29, 2023
Ny FamilySearch.org dia ahitana ny hazon’ny tetiaram-pianakavina an-jotra lehibe indrindra maneran-tany, izay ahitana firaketana ho an’olona…
Nataon’i   Sunny Jane Morton
October 29, 2023
Ny FamilySearch.org dia ahitana ny hazon’ny tetiaram-pianakavina an-jotra lehibe indrindra maneran-tany, izay ahitana firaketana ho an’olona…
Nataon’i   Jan Mayer
August 7, 2023
Rehefa miezaka ny hahatakatra ny fifandraisan’ny fianakaviana ianao, dia izay mahita no mino. Maneho topimaso ankapobeny an’ireo razambe ny …
Nataon’i   FamilySearch
May 21, 2024
Ny Rafi-tetiarana ao amin’ny FamilySearch dia manome fahafahana anao hahita zavatra bebe kokoa momba ny fianakavianao, hijery ny fivoaran’ny…
Nataon’i   FamilySearch
May 21, 2024
Ny Rafi-tetiarana ao amin’ny FamilySearch dia manome fahafahana anao hahita zavatra bebe kokoa momba ny fianakavianao, hijery ny fivoaran’ny…

Momba ilay namorona