Blaogin’ny RootsTech
Ny RootsTech no tamba-jotra ana fihaonambe araham-balandresaka momba ny tetiarana ary tolotra ana tahirim-pahalalana misy araka ny tinady lehibe indrindra eto amin’izao tontolo izao. Ny blaoginay dia manome fahafaha-mianatra, mahazo hevi-baovao ary mampisy fifandraisana amin’ny alalan’ny tantaram-pianakaviana.