Ny fotoam-pialan-tsasatra, ireo zava-nitranga manokana, ary ny fiainana andavanandro dia azo hamoronana fahatsiarovana tena tsara niarahana …
Ny tahirim-potoana dia fitoeran-javatra iray feno fahatsiarovana avy amina fotoana sasantsasany izay natao hosokafana any aoriana. Tsy hoe f…
Ny saha manolotra fanampiana ao amin’ny FamilySearch dia manamora ny fitadiavana ny fanampiana ilainao rehefa manao asa mikasika ny tantaram…
Miaina ao anatina fotoana feno fahatsiarovana isika! Eo am-piainantsika ny zavatra entin’ny fiainana, dia hanampy antsika ary koa ireo taran…
Ny ampahany sasantsasany tena sarobidy ao amin’ny tantaram-pianakaviantsika dia avy amin’ny endrik’ireo sary. Lasa ampahany tena manan-danja…
Fitaovana miavaka ny rafi-tetiarana ao amin’ny FamilySearch. Ho an’ny olona sasany, ny fampiasana ny Rafi-tetiarana ao amin’ny FamilySearch …
Ny Rafi-tetiarana ao amin’ny FamilySearch dia manome fahafahana anao hahita zavatra bebe kokoa momba ny fianakavianao, hijery ny fivoaran’ny…
Ny FamilySearch.org dia feno firaketana tena tsara, ary ny sasany amin’izany dia azo antoka fa saika ahitana fampahalalana vaovao momba ny f…
Ankehitriny dia mitovy be amin’ny pejy fikarohana firaketana izao ny Hitady ao amin’ny Tetiarantsika izay naverina notefena. Tsotra sy tsy miolakolaka ary azo ovaovaina tsara izany. Ireo sivana sy zavara tiana haseho vaovao ary ireo safidy fanampiny ao amin’ny takelaka eo amin’ny sisiny dia manome anao fahefana bebe kokoa amin’ny fikarohana ataonao sy ny fomba hijerenao ny vokatra azonao. Raha tsy dia nampiasa izany firy ianao tany aloha, dia hitondra vokatsoa ho anao ny mamantatra izany bebe kokoa! Manandrama mikaroka razambe izao na fantaro bebe kokoa ny fomba fiasan’ny Hitady ao amin’ny Tetiarana.
Efa nanambatra olona roa tsy nahy ve ianao tao amin’ny Rafi-tetiarana ao amin’ny FamilySearch ary avy eo dia tonga saina fa tsy tokony ho na…
Nanapa-kevitra ianao ny hianatra momba ireo razambenao sy hampiditra zavatra ao amin’ny Rafi-tetiarana ao amin’ny FamilySearch. Arahabaina i…
Efa nandeha hafatra ho an’olona tao amin’ny FamilySearch.org ve ianao na efa niresadresaka mikasika ny razambe iray tao amin’ny pejin’ny olo…
Page of 3