Fanampiana amin'ny Hazon'ny Fianakaviana

Ny tanjonay dia ny hanampy ireo fianakaviana hiara-hiasa mba hampisy fifandraisana sy hahafantatra ny lovan’izy ireo.
Connect with your ancestors by adding your family to our free, online Family Tree.
When a child in Family Tree is connected to the wrong mother or father, you can correct the parent-child relationships.
Ny fomba amam-panao dia miovaova be. Rehefa miditra araka ny tokony ho izy ireo anarana ao amin'ny Tetiarana ianao dia afaka mahita azy ireo mora foana ireo mpampiasa hafa.
Using standard formats for dates and places in Family Tree improves the accuracy and searchability of the information you enter.
Azonao ampiana, na ovaina, na fafao ao amin’ny Hazon’ny tetiaram-pianakaviana ao amin’ny pejin’ny olona ireo zava-nitranga tao amin'ny fanambadiana.
Change the status of an individual in Family Tree from deceased to living to protect privacy.
Amin’ny ankapobeny dia azonao atao tsara ny mamafa ny firaketana momba ny olona iray ao amin’ny Rafi-tetiarana.
Learn what to do when a person has more than one entry in Family Tree.
Afaka mandà olana momba ny lahatahiry ianao ao amin’ny Rafi-tetiarana.
Hanampy loharano avy any ivelany ao amin' ny Rafi-tetiarana. Azonao atao ny mampiditra rohy na manapaingotra kopia nomerika.
Afaka manitsy ny fampahalalana saropady momba ny olona iray (anarany, lahy sa vavy, fahaterahany, batisa, fahafatesana, ary fandevenana) ao amin’ny Rafi-tetiarana ianao.
Ianaro ireo fitaovana samihafa ao amin’ny Rafi-tetiarana izay afaka manampy anao hiara-hiasa amin’ny hafa.