txtTitleRelated
Ny fotoam-pialan-tsasatra, ireo zava-nitranga manokana, ary ny fiainana andavanandro dia azo hamoronana fahatsiarovana tena tsara niarahana …
Ankehitriny dia mitovy be amin’ny pejy fikarohana firaketana izao ny Hitady ao amin’ny Tetiarantsika izay naverina notefena. Tsotra sy tsy miolakolaka ary azo ovaovaina tsara izany. Ireo sivana sy zavara tiana haseho vaovao ary ireo safidy fanampiny ao amin’ny takelaka eo amin’ny sisiny dia manome anao fahefana bebe kokoa amin’ny fikarohana ataonao sy ny fomba hijerenao ny vokatra azonao. Raha tsy dia nampiasa izany firy ianao tany aloha, dia hitondra vokatsoa ho anao ny mamantatra izany bebe kokoa! Manandrama mikaroka razambe izao na fantaro bebe kokoa ny fomba fiasan’ny Hitady ao amin’ny Tetiarana.
Rehefa miditra ao amin’ny FamilySearch.org ireo mpampiasa dia nisy efamira asiana marika tao anatin’izany izay manolotra ilay safidy mba ho …
Manana fomba maro ianao ao amin’ny FamilySearch.org mba hiainana ilay zavatra mampientanentana avy amin’ny tantaram-pianakaviana. Ankehitrin…