Tsy ho afaka hampiasaina ny endri-javatra sasantsasany ao amin’ny FamilySearch noho ny fanatsarana ataonay amin’ilay tranonkala manomboka amin’ny AlatsinainySeptambra7amin’ny 06:00Ora iraisam-pirenena [UTC]-00:00 ary maharitra eo amin’ny 1 hour izany. Ialanay tsiny ny fahasorenana aterak’izany.
FamilySearch

Tari-dalana hoenti-manombokaHikaroka raki-tantara araka ny toerana

Faritra maro eo amin’izao tontolo izao no mampiasa fomba fikarohana hafa. Misafidiana toerana iray dia hasehonay anao ireo fitaovana sy loharano ananany hanampiana anao hahita ny razambenao izay niaina tao.