Mahita ny tantaram-pianakavianao amin’ny alalan’ny application Arbre Familial

Ny application arbre familial maimaim-poana ho an’ny finday dia manolotra anao fitaovana tsotra sy mahery vaika hahafahanao manangana sy mitady ireo rantsana ao anatin’ny hazo tetiaram-pianakavianao, na aiza na aiza misy anao.

3 phones mock up. First screen shows a pedigree, the second one a map with the location of ancestors and the last one a fan chart
2 phones mock up. The first screen shows a pedigree and the second one the memories section when you open a person in the Family Tree App

Fitaovana mahery vaika momba ny tantaram-pianakaviana

Ny Arbre Familial dia appli. ana- tetiarana feno sy tanteraka tokoa izay manamora ny fitadiavana sy fitehirizana ireo antsipirian-javatra manan-danja momba ny tantaram-pianakavianao. • Karohy ny raki-tantara ho an’ny antsipiriany vaovao momba ny fianakaviana. • Hamafiso ireo tari-dalana momba ny firaketana mikasika ireo razambenao. • Mampidira fanovana ny fampahalalana momba ny rafi-tetiaranao na aiza na aiza misy anao.

Ny tetiaram-pianakavianao, amin’ny endriny vaovao

Afaka manampy anao hahita hevi-baovao momba ireo razambenao izahay amin’ny alalan’ny fampiasana ny fampahalalana momba ny tetiaram-pianakavianao. • Jereo ny sarintanin’ireo zava-nitranga manan-danja teo amin’ny fiainan’ireo razambenao • Mitadiava zanaky ny mpiray tampo aminy ary jereo ny fomba ifandraisanao amin’ny hafa • Miaraha miasa amin’ny olona hafa izay hita ao amin’ny tetiaram-pianakavianao ihany.

Sintony ilay application ary mifandraisa amin’ireo razambenao.