Tadiavo ny fianakavianao. Fantaro ny tenanao.
Ampahafantaro ny tantaran’ny fianakavianao amin’ny alalan’ny fijerena ny fiainan’ireo izay nialoha anao.
Hanomboka hijery ny tantaran’ny fianakavianao
Hikaroka razambe manokana ao amin’ny FamilySearch. Na dia ny vinavinanao faran’izay tsara aza dia efa mety.
Jereo ny tantaran’ny fianakavianao amin’ny alalan’ny rakitra ara-tantara.
Azonao atao ny manambatra ny tantaran’ny razambenao ary mamelona ny tantaran’izy ireo miaraka amin’ireo rakitsoratray an-davitrisany.

Tadiavo ao amin’ny tetiarana lehibe indrindra iombonana maneran-tany ny fianakavianao.
Manana mombamomba ny olona miavaka maherin’ny iray lavitrisa izahay ao amin’ny rafi-tetiaranay, ary mbola mitombo izany. Jereo ny fandraisana anjara nataon’ny hafa mikasika ny razambenao.
Tsy mitady tombontsoa ary maimaim-poana.
Ny FamilySearch dia rafitra iraisam-pirenena tsy mitady tombontsoa izay milofo hanampy ny olon-drehetra hahafantatra ny tantaram-pianakavian’izy ireo.