Tadiavo ireo razambenao afrikanina

Hikaroka anarana ao amin’ireo firaketana sy hazon’ny tetiaram-pianakaviana sy toerana misy fasana ary ireo tantara am-bava ho an’i Afrika.

Hikaroka

Hanangana hazon’ny tetiaram-pianakaviana izay mampifandray anao amin’ireo razambenao

Hizara ny hazonao amin’ny hafa.

Ampiasao ny fitaovana fananganana mora ampiasaina izay atolotray mba hananganana hazon’ny tetiaram-pianakaviana tsara tarehy izay azonao avoaka printy na alefa amin’ireo havan-tianao.

Hanomboka hanangana

Hampiditra ny zavatra fantatrao ao amin’ny hazon’ny tetiaram-pianakavianao.

Rehefa mampiditra fampahalalana ao ianao dia hikaroka ireo rohim-pifandraisana amina razambe ny FamilySearch mba hanampiana anao amin’ny fanohizana ny fananganana izany.

Atombohy ny Hazon’ny Tetiaram-pianakavianao

Momba ny FamilySearch

Efa nampifandray ireo fianakaviana nandritra ny 100 taona mahery ny FamilySearch.

13.2B

Ireo anarana azo karohana ao amin’ny firaketana ara-tantara

601K

Boky nomerika an-jotra

6,614

Toerana misy ny FamilySearch

5.7B

Sary nomerika efa navoaka

32.5M

Ireo fitsidihana isam-bolana

1.7B

Olona ao amin’ny Rafi-tetiarana ao amin’ny FamilySearch

Ny FamilySearch dia fikambanana iray tsy mitady tombontsoa

Ny FamilySearch dia manampy ny olona hahafantatra sy hanangona ary hifandray amin’ny fianakaviany, ny lasa sy ny akehitriny ary ny ho avy.

Fanontaniana apetraka matetika

Atombohy androany amin’ny FamilySearch

Manolotra fomba isan-karazany hianarana kokoa momba ny tantaram-pianakavianao ny FamilySearch. Raha te hisitraka ireo tombontsoa rehetra dia mamoròna kaonty maimaimpoana.

Hamorona kaonty

Na midira ao amin’ny kaontinao raha efa manana kaonty ianao.