Applications ho an’ny finday an’ny FamilySearch

Ireo Applications an’ny FamilySearch dia manome vahana ny fikarohana zavatra momba ny fianakaviana na oviana na oviana ary na aiza na aiza itrangan’izany.

Manaova fikarohana fianakaviana

Sintony ireo application maimaimpoana ho an’ny finday an’ny FamilySearch ireo mba hahafahanao mifandray amin’ny fianakavianao tao anatin’ny taranaka mifandimby.

Application ho an’ny finday Arbre familial

Arbre familial

Application momba ny tetiarana feno azo hanampiana sy hanitsiana ary hizaràna ny tantaram-pianakavianao.

  • Mampiasà tari-dalana ho an’ny firaketana mba hampitomboana ireo rantsan’ny rafi-tetiaranao.
  • Jereo ny ifandraisanao amin’ireo olon-kafa mpampiasa ny FamilySearch.
  • Fantaro bebe kokoa momba ireo zavatra nolovainao amin’ny alalan’ny kilalao mampiala voly.

Hianatra misimisy kokoa
Application ho an’ny finday Souvenirs

Souvenirs

Fitehirizan-tsary amin’ny endriny nomerika izay mitondra fifaliana ho an’ny fianakavianao amin’izao fotoana izao sy amin’ny ho avy.

  • Raketo an-tsary ireo trangan-javatra eo amin’ny fianakaviana araka ny fitrangany.
  • Mampiasà ny findainao hitehirizana ireo sary na antontan-taratasy.
  • Raketo ireo tantara am-peo avy amina taranaka efa tany aloha.

Hianatra misimisy kokoa
Application ho an’ny finday Get Involved

Get Involved

Fomba mahafinaritra hanampiana amin’ny fanaovana raki-tantara mba ho azo karohina an-jotra maimaim-poana.

  • Mandraisa anjara mba hanome fahafahana ny olona hahita ny razambeny an-jotra.
  • Manompoa ny fiarahamonina amin’ny fomba tsotra sy mora.
  • Mampiasà ny fotoana malalaka anananao amin’ny fomba manan-danja.

Hianatra misimisy kokoa
Alaovy ao amin’ny Google Play Store ilay application
Alaovy ao amin’ny Apple App Store ilay application