Mandika olona ho ao amin’ny hazon’ny vondrom-pianakaviana: "Mila ifantohana"

Share

Rehefa mandika olona ho ao amin’ny hazon’ny vondrom-pianakaviana iray ianao, dia mety hahita lisitra ana olona mila ifantohana.

Rehefa mandika olona ho ao amin’ny hazon’ny vondrom-pianakaviana iray ianao, dia mety hahita lisitra ana olona mila ifantohana. Ny hoe "Mila ifantohana" dia midika fa ireo olona dia mety ho ao amin’ny hazon’ny vondrom-pianakaviana, kanefa tsy feno araka ny tokony ho izy ny namantarana azy ireo koa dia tsy nofaritan’ny rafitra hoe iza izy ireo.

Raha misafidy azy ireo ianao dia hampidirina ao amin’ny hazon’ny vondrom-pianakaviana ireo olona. Raha hita any aoriana any fa verin-droa izy ireo, dia azonao ampiasaina ny Hanambatra araka ny laharam-pamantarana  handravonana azy ireo.

Lahatsoratra mifandray amin’ireto

Ahoana no handravonako ireo verin-droa ao amin’ny Hazon’ny tetiaram-pianakaviana araka ny laharam-pamantarana?
Ahoana no handikako ny olona avy ao amin’ny hazon’ny tetiarako manokana ho ao amin’ny hazon’ny vondrom-pianakaviana iray?

Nanampy anao ve ity?