Fanampiana momba ireo ivon-toeran’ny FamilySearch

Azonao jerena ny adiresy sy ny ora fiasan’ny ivon-toeran’ny FamilySearch akaiky anao.
Ny tranomboky, hita ao Salt Lake City, Utah, dia ahitana ny angom-piraketana tetiarana lehibe indrindra maneran-tany. Manana mpiasa maro matihanina mba hanampy ireo mpitsidika ilay tranomboky.
Mianara bebe kokoa momba ny antsonao vaovao amin’ny maha mpandrindra ny ivon-toeran’ny FamilySearch.
Follow these instructions to configure a Lexmark printer. These instructions apply only to printers in FamilySearch centers.
Use the link in this article to request hardware or software for a FamilySearch center. The form is an interactive PDF document.
All official FamilySearch centers have FamilyHistoryMail email accounts.
Ny votoatin’ireo torolalana fampiasana dia azo jerena ao amin’ny ivon-toerana misahana ny fanampiana ary mipaingotra amin’ity lahatsoratra ity.