Ho an’ny ôrdônansin’ny tena manokana dia mila ny anarana, ny hoe lahy sa vavy, ny fampahalalana momba ny fahafatesana, ary farafahakeliny ny daty sy toerana ho an’ny trangam-piainana iray. Mila fampahalalana fanampiny ny famehezana.
Rehefa mandefa anarana hanatanterahana ôrdônansin’ny tempoly isoloana tena, dia tokony anaran’olona izay misy rohim-pihavanana aminy ihany no halefan’ireo mpikambana.
Aza atao azafady ny manao fangatahana ôrdônansy atao any amin’ny tempoly ho an’ny olona iray tsy havanao raha tsy efa nahazo fahazoan-dalana mialoha avy tamin’ny havany akaiky iray ianao.
Ho an’ny firaketana momba ireo olona teraka tao anatin’ny 110 taona, ny havana akaiky indrindra izay mbola velona dia tsy maintsy manome fahazoan-dalana ho an’ny asa atao any amin’ny tempoly.
Ny lisitra misy ny anaram-pianakavianao ho an’ny tempoly dia manana fetra azo ampidirana famandrihana 300. Ny fampidirana iray dia ahitana ny anaran’ny razambe iray sy ireo ôrdônansy nofandrihanao.
Raha toa ka efa nodimandry ny havana akaiky indrindra an’ilay olona dia afaka manao fangatahana fahazoan-dalana hanao ireo ôrdônansy ianao. Rehefa tsy azonao antoka raha toa ka efa nodimandry izy ireo dia aza manao fangatahana fahazoan-dalana azafady.
Ny famandrihana ny tempoly dia lany daty ao anatin’ny 2 taona na 120 andro, arakaraka ny karazam-pamandrihana natao.
Ny zanaka izay tsy nateraka ray aman-dreny tsy nofehezina teo aloha dia azo fehezina amin’ireo ray aman-dreniny. Afaka tanterahina ny famehezana isoloan-toerana ho an’ireo zaza nodimandry.
Ny olona mbola velona dia azo fehezina amin’ireo vady sy ray aman-dreny ary zanaka efa nodimandry. Raha ny mahazatra, io ôrdônansy io dia hitranga 30 andro farafahakeliny aorian’ny fahafatesan’ny olona ao amin’ny fianakaviana.
Misy ôrdônansy sasany toa tsy hita ao amin’ny Rafi-tetiarana. Fantaro ny fotoana tokony handraisana andraikitra fanampiny.
The ordinance dates in Family Tree are from official sources. The date could be different from what your personal database shows.
Ireo ôrdônansy isoloana tena atao tsy araka ny filaharany dia manan-kery, saingy rehefa vita ireo ôrdônansy ilaina atao mialoha izany vao mihatra izany.
If you find that a person's ordinances were done for the wrong sex, you can resolve this issue in Family Tree using the website or mobile app. You do not need to report the issue to FamilySearch Support.
Under the direction of local priesthood leadership, the local public affairs council and temple and family history consultants can work together to provide heart-turning experience for local opinion leaders.