Fanampiana momba ny ADN

Efa naheno ny namanao sy ny fianakavianao liana tamin’ny resaka ADN ve ianao kanefa tsy fantatrao hoe inona izany? Manontany tena ve ianao hoe mety aminao ve ny manao fitiliana ADN? Avia hianatra momba ny ADN, nahoana izany no manan-danja, inona no fitiliana azonao atao, ary ahoana no hanampian’izany anao amin’ny tantaram-pianakavianao.
Manana safidy maro ianao amin’ny fisafidiana orinasa mpanao fitiliana ADN. Ny orinasa tsirairay dia manolotra traikefa sy fifantohana samy hafa. Miankina amin’ny zavatra tianao ianarana ny safidinao. Ireto orinasa momba ny ADN manaraka ireto dia manao fampitoviana mpihavana mba hanampiana anao hamantatra ny firazananao sy hanorina fifandraisam-pianakaviana.
Efa nanao fitiliana ADN ve ianao saingy tsy azonao antoka izay hatao amin’ny valin’izany? Azonao ampiasaina amin’ny fomba maro ireo fampahalalana momba ny ADN anao, miankina amin’ny zavatra tianao ianarana sy atao. Ireto misy sosokevitra vitsy.
Rehefa mianatra misimisy kokoa momba ny ADN ianao dia mety misy teny fampiasa tsy mahazatra anao, ary mety manana fanontaniana vitsivitsy ianao. Ianaro bebe kokoa ireo teny fampiasa tsy mahazatra, ary mahazoa ny valin’ireo fanontaniana misy mametraka matetika etsy ambany.
May 27, 2020
This segment will cover the basics of DNA.
May 27, 2020
You've taken the DNA test. Now what do you do? Come learn how to use your DNA results to help you find answers to your genealogy research questions. This class will cover cousin matches, adoptions, and brick wall research.
DNA testing has become a big part of genealogy and family history. DNA matches can lead to exciting new family history discoveries.