Raha toa ka miditra ao amin’ny kaontinao ianao ka maharay hafatra hoe “kaonty tsy nahazo lalana” ianao dia fafao ireo raki-tahiry tsy mitoetra maharitra (fichiers temporaires) sy “cookies” ao amin’ny fitety ampiasainao. Raha tsy mety io vahaolana io, dia mba miresaha amin’ny Sampana misahana ny fanampiana an’ny FamilySearch.
Lahatsoratra mifandray
Ahoana no fomba hamafako ireo cookies sy raki-tahiry tsy mitoetra maharitra rehetra notehirizin’ny mpitety internet fampiasako??