Hazon’ny tetiarana ara-bondrom-piarahamonina
Ezaka nanangonana sy namoahana tetiaran’ny tanàna na vondron’olona iray manontolo. Ireo dia hazon’ny tetiarana miaraka amin’ny loharano nahazoana azy ireo, avy amin’ny vanim-potoana manokana sy toerana manokana manerana izao tontolo izao.