Tsy fianakavianao ve io? Tadiavo izay ao amin’ny fianakavianao, ary apaingory amin’ilay loharano izy ireo.

Share

Ny olona iray na maromaro eo amin’ny tsanganana havanan’ny Fampifandraisana Loharano dia avy amin’ny Hazon’ny tetiaram-pianakaviana an’ny FamilySearch. Raha toa ka hoy ianao hoe tsy razambenao ireo olona ireo, dia azonao karohana ao amin’ny Hazon’ny tetiaram-pianakaviana ny mety ho fisian’ny rohim-pifandraisana hafa.

not your family Top Image.png

  1. Eo amin’ny tampon’ny tsanganana havanan’ny Fampifandraisana Loharano, eo ambanin’ny teny hoe Hazon’ny tetiaram-pianakaviana, tsindrio ny Hikaroka ny fianakavianao.
  2. Ny FamilySearch dia mamoaka lisitra olona ao amin’ny Hazon’ny tetiaram-pianakaviana izay heveriny fa mety hanana rohim-pifandraisana amin’ny razambenao.
  3. Jereo avokoa ireo safidy voatanisa ary misafidiana anankiray izay heverinao ho manana rohim-pifandraisana marina.

 

Nanampy anao ve ity?