Nahoana aho no tsy afaka mamafa olona iray ao amin’ny Hazon’ny tetiaram-pianakaviana?

Share

Misy mpandray anjara maromaro raha ny momba ity olona ity ka tsy azo fafana izy.

Aza mamafa olona fa diniho kosa ny hanaovana ireto safidy hafa manaraka ireto:

  1. Hanova mombamomba misy diso.
  2. Hanambatra rakitra verin-droa.
  3. Hanaisotra na hanolo rohim-pifandraisana.

Raha mino ianao fa tokony hofafaina io olona io dia mifandraisa amin’ny Sampam-panampiana an’ny FamilySearch.

Nanampy anao ve ity?