Inona no atao rehefa tsy mifanaraka ireo anarana ao amin’ny Fampifandraisana Loharano

Share

Raha toa ka mamaritra ianao fa ireo anarana ao amin’ny tsanganana ankavian’ny Fampifandraisana Loharano dia tsy an’ny olona iray na olona maromaro ao amin’ny tsanganana ankavanana, dia azonao marihana hoe Tsy mifandrayny loharano:

  1. Safidio, eo akaikin’ny bokotra Hanapaingotra, ny hoe Tsy mifandray.
  2. Safidio ny efajoro fanamarihanamihatra.
  3. Raha irianao dia mampidira antsipiriany misimisy kokoa ao amin’ny efajoro hoe Antony hafa.
  4. Safidio ny hoe Tsy mifandray.
  5. Avereno ireo dingana eo ambony ho an’ireo olona hafa ao amin’ny tsanganana havanana raha ilaina.
not a match Top Image.png

Nanampy anao ve ity?