Hanova ny mombamomba anao ao amin’ny hazon’ny-tetiaram-pianakavianao

Share

Raha toa ianao ka mahita antsipiriany iray eo amin’ny tsanganana havanan’ny Fampifandraisana Loharano izay tsy marina na tsy feno, dia:

  • tsindrio ny sary famantarana pensilihazo eo akaikin’ilay antsipiriany, ary ataovy ny fanovana mila ataonao.
  • Alaivo antoka fa manoratra filazana antony ianao ka izany dia hanampy ny mpampiasa hafa hahatakatra ny antony nanovanao fampahalalana ao amin’ny Hazon- tetiaram-pianakaviana.
editing info Top Image.png

Raha toa ilay sary famantarana pensilihazo ka tsy eo, dia tsy azo hovaina avy ao anatin’ny Fampifandraisana Loharano izay ilay fampahalalana. Raha izany no mitranga, dia tsindrio ny anaran’ilay razambe, ary mankanesa ao amin’ny pejin’ilay olona. Tsindrio ny vakizoto Antsipiriany, ary ataovy ny fanovana mila ataonao.

Nanampy anao ve ity?