Fomba fikarohana anarana

Ireto misy fomba vitsivitsy hikarohana ireo hafa ao amin’ny FamilySearch.

  • Sivano araka ny toerana ny fitadiavanao raha toa ka fantatrao ny toeram-ponenan’ilay olona.
  • Mandefasa hafatra na email amin’ilay olona, dia anontanio azy ny laharam-pamantarana azy ao amin’ny FamilySearch.
  • Mitadiava anjara biriky nentin’ilay olona zahanao, to ny fanovana ny Rafi-tetiarana na sary na tantara iray. Hahita ny laharam-pamantarana azy ireo miaraka amin’ilay anjara biriky nentiny ianao.

Mora kokoa ny mahita fampahalalana feno izay ahitana sary na kisary maneho ny tena. Havaozy ny fampahalalana momba anao ary amporisiho ireo izay tianao hifandraisana mba hanao torak’izany koa.

Lahatsoratra mifandray

Ahoana no fomba hanavaozako ny fampahalalana momba ahy ao amin’ny FamilySearch?

Nanampy anao ve ity?