Manamboara hazon’ny tetiaram-pianakaviana iray tsara tarehy amin’ny alalan’ny fampidirana ireo olona ao amin’ny fianakaviana ao amin’ny famolavolana hazon-tetiarana. Manindria faribolana iray raha hampiditra olona ao amin’ny fianakaviana. Azonao atao avy eo ny misintona sy manao printy, na mizara ny hazon-tetiaranao.

Fidio izay endriky ny hazon-tetiarana tianao

IFT: Sample lemonTree selected
IFT: Sample yellowPalmTree selected
IFT: Sample Acacia selected
IFT: Sample orangeTree selected
IFT: Sample lotsOfLeaves selected
IFT: Sample pinkTree selected
IFT: Sample boaBab selected
IFT: Sample largeGreenTree selected
IFT: Sample largeBlueTree selected

*Ohatra amin’izany ireto hazon-tetiarana ireto. Maodely ireo sary ireo.